Matio 16:15 - Baiboly Katolika15 Dia hoy i Jesoa taminy: «Fa ianareo kosa, ataonareo ho iza Aho?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary hoy Jesosy taminy: Fa ianareo kosa mba milaza Ahy ho iza? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 –Fa ianareo kosa, Iza moa Aho aminareo? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 –Fa ianareo kosa, Iza moa Aho aminareo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary hoy Jesosy taminy: Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza? Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary hoy Jesosy taminy: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Ary hoy Jesosy taminy: Fa ianareo kosa mba milaza Ahy ho iza? Jereo ny toko |