Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 16:15 - DIEM PROTESTANTA

15 –Fa ianareo kosa, Iza moa Aho aminareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ary hoy Jesosy taminy: Fa ianareo kosa mba milaza Ahy ho iza?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 –Fa ianareo kosa, Iza moa Aho aminareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Dia hoy i Jesoa taminy: «Fa ianareo kosa, ataonareo ho iza Aho?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary hoy Jesosy taminy: Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary hoy Jesosy taminy: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 16:15
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia novalian’i Jesoa hoe: –Ianareo no natao hahalala ny tsiambaratelo momba ny Fanjakàn’ny lanitra, fa ireo kosa tsy natao hahalala.


Dia novalian’ny mpianany hoe: –Misy manao hoe i Jôhany Mpanao batisa; ny sasany kosa manao hoe i Elià; ary ny hafa indray manao hoe i Jeremià na anankiray amin’ireo mpaminanin’Andriamanitra. Ary hoy i Jesoa taminy:


Dia novalian’i Simôna Petera hoe: –Ianao no ilay Mesia, ny Zanak’ilay Andriamanitra velona!


Dia nanontany azy ireo indray i Jesoa hoe: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao taminy hoe: –Ianao no ilay Mesia!


Dia hoy i Jesoa taminy: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao hoe: –Ilay Mesia avy amin’Andriamanitra!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra