Matio 15:26 - Baiboly Katolika26 Nefa novaliany hoe: «Tsy mety raha ny mofon-jaza no alaina ka atsipy ho an’ny amboa.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Ary Izy namaly hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ny amboa kely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy mety raha mofon-jaza no alaina ka atsipy ho an’ny amboakely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy mety raha mofon-jaza no alaina ka atsipy ho an’ny amboakely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Fa Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ny amboakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Fa Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an'ny amboakely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Ary Izy namaly hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ny amboa kely. Jereo ny toko |