Matio 15:25 - Baiboly Katolika25 Fa nanatona ihany ravehivavy ka niankohoka teo anatrehany, ary nanao hoe: «Tompo ô! vonjeo aho!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Nanatona ihany anefa Ravehivavy sady niankohoka teo anatrehany no niteny Taminy hoe: Tompoko ô, vonjeo aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Tonga niankohoka teo anatrehan’i Jesoa anefa ravehivavy ka nanao hoe: –Tompo ô, ampio re aho! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Tonga niankohoka teo anatrehan’i Jesoa anefa ravehivavy ka nanao hoe: –Tompo ô, ampio re aho! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Fa nanatona ihany ravehivavy, dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, vonjeo aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Fa nanatona ihany ravehivavy, dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, vonjeo aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Nanatona ihany anefa Ravehivavy sady niankohoka teo anatrehany no niteny Taminy hoe: Tompoko ô, vonjeo aho. Jereo ny toko |