Matio 15:15 - Baiboly Katolika15 Namaly i Piera nanao taminy hoe: «Lazao anay ny hevitr’izany fanoharana izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Fa hoy i Petera Taminy: Lazao aminay ny hevitr’izany fanoharana izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Dia niteny i Petera ka nanao taminy hoe: –Hazavao aminay ny hevitr’ilay fanoharana teo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Dia niteny i Petera ka nanao taminy hoe: –Hazavao aminay ny hevitr’ilay fanoharana teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary Petera namaly ka nanao taminy hoe: Lazao aminay ny hevitr’izany fanoharana izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary Petera namaly ka nanao taminy hoe: Lazao aminay ny hevitr'izany fanoharana izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Fa hoy i Petera Taminy: Lazao aminay ny hevitr’izany fanoharana izany. Jereo ny toko |