Matio 15:14 - Baiboly Katolika14 Avelao izy, fa jamba mitari-dalana ny jamba, dia hianjera any an-kady izy roroa.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Avelao izy, fa jamba mitarika jamba; ary raha ny jamba no mitarika jamba dia samy ho latsaka any an-kady izy roa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Avelao any ireo, fa jamba mitantana jamba; ary raha misy jamba mifampitantana, dia hifamarina an-kady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Avelao any ireo, fa jamba mitantana jamba; ary raha misy jamba mifampitantana, dia hifamarina an-kady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Avelao izy; mpitarika jamba izy; ary raha ny jamba no mitarika ny jamba, dia samy ho latsaka any an-kady izy roa. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Avelao izy; mpitarika jamba izy; ary raha ny jamba no mitarika ny jamba, dia samy ho latsaka any an-kady izy roa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Avelao izy, fa jamba mitarika jamba; ary raha ny jamba no mitarika jamba dia samy ho latsaka any an-kady izy roa. Jereo ny toko |
Noho izany ny zatovon’izy ireo tsy ankasitrahin’ny Tompo, ary ny kamboty amam-mpitondratenany, tsy ananany antra; satria izy rehetra dia samy mpankahala fivavahana sy ratsy fanahy avokoa, ary ny lela rehetra mamoaka fankahalana ny fivavahana avokoa. Na izany rehetra izany aza anefa, tsy nihodivitra ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany.