Matio 14:36 - Baiboly Katolika36 ary nangataka taminy izy ireo mba hanendry ny morontongotr’akanjony fotsiny ihany, dia sitrana avokoa izay rehetra nanendry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Ary nangataka Taminy ireo mba hahazo hikasika na dia ny morontongotr’akanjony ihany aza; koa na iza na iza no nikasika izany dia sitrana avokoa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA36 Niangavian’ny olona Izy mba hamela ny marary hikasika na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; ary izay rehetra nikasika dia sitrana avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Niangavian’ny olona Izy mba hamela ny marary hikasika na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; ary izay rehetra nikasika dia sitrana avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Ary nangataka taminy ireo mba hamela azy hanendry na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; koa na iza na iza no nanendry dia sitrana tokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Ary nangataka taminy ireo mba hamela azy hanendry na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; koa na iza na iza no nanendry dia sitrana tokoa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 Ary nangataka Taminy ireo mba hahazo hikasika na dia ny morontongotr’akanjony ihany aza; koa na iza na iza no nikasika izany dia sitrana avokoa. Jereo ny toko |