Matio 14:35 - Baiboly Katolika35 ka nony nahafantatra Azy ny mponina tao, dia nandefa iraka tamin’ny tany manodidina rehetra, ka nentin’ny olona teo aminy avokoa ny marary rehetra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo dia nandefa iraka tany amin’ny tany rehetra manodidina mba hitondra ny marary rehetra ho eo Aminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 Nahafantatra an’i Jesoa ny tompon-tany tao, ka nandefa iraka teny amin’ny tany rehetra manodidina hilaza ny fahatongavany; ary dia nentin’ny olona teo amin’i Jesoa ny marary rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Nahafantatra an’i Jesoa ny tompon-tany tao, ka nandefa iraka teny amin’ny tany rehetra manodidina hilaza ny fahatongavany; ary dia nentin’ny olona teo amin’i Jesoa ny marary rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo, dia naniraka tany amin’ny tany rehetra manodidina izy ka nitondra ny marary rehetra ho eo aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo, dia naniraka tany amin'ny tany rehetra manodidina izy ka nitondra ny marary rehetra ho eo aminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo dia nandefa iraka tany amin’ny tany rehetra manodidina mba hitondra ny marary rehetra ho eo Aminy. Jereo ny toko |