Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 14:15 - Baiboly Katolika

15 Ary nony hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianany nanao hoe: «Tany efitra ity, ary efa hariva ny andro; koa ravao ny vahoaka handeha hividy hanina eny amin’ny vohitra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Nony hariva ny andro dia nanatona Azy ny mpianatra ka niteny Taminy hoe: Atỳ an-tany efitra isika izao ary efa hariva ity ny andro; ampodio ny vahoaka mba hankanesany eny amin’ny vohitra hividy hanina.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Nony hariva ny andro, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao hoe: –Taniefitra ity toerana ity ary ny andro efa hariva; koa ravao ny vahoaka mba hamonjy tanàna hividy sakafo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Nony hariva ny andro, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao hoe: –Taniefitra ity toerana ity ary ny andro efa hariva; koa ravao ny vahoaka mba hamonjy tanàna hividy sakafo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary nony hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianatra ka nanao hoe: Tany foana ity, ary efa hariva ny andro izao; ravao ny vahoaka, mba hankanesany eny amin’ny vohitra hividy hanina ho azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary nony hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianatra ka nanao hoe: Tany foana ity, ary efa hariva ny andro izao; ravao ny vahoaka, mba hankanesany eny amin'ny vohitra hividy hanina ho azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Nony hariva ny andro dia nanatona Azy ny mpianatra ka niteny Taminy hoe: Atỳ an-tany efitra isika izao ary efa hariva ity ny andro; ampodio ny vahoaka mba hankanesany eny amin’ny vohitra hividy hanina.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 14:15
7 Rohy Ifampitohizana  

Nony nandre izany i Jesoa, dia niala teo ka niondrana an-tsambo kely mba hitokana samy irery any an’efitra; fa rehefa nahare izany ny vahoaka, dia niainga avy amin’ny tanàna samihafa ka nandeha an-tongotra nanaraka azy.


Rehefa niala tao an-tsambo Izy, dia nangoraka nahita ireto vahoaka betsaka, ka nositraniny ny marary teo aminy.


Fa hoy i Jesoa taminy: «Tsy tokony handeha izy, fa omeo hanina.»


fa tsy namaly azy i Jesoa na dia indraimbava aza. Dia nanatona niangavy taminy ny mpianany nanao hoe: «Roahy izy, fa mikiakiaka manaraka antsika.»


ary raha ampodiko ho any an-tranony izy tsy mihinana dia ho reraka eny an-dalana, fa avy lavitra ny sasany.»


Efa ho hariva ny andro ka nanatona ny roa ambin’ny folo lahy nanao taminy hoe: «Ravao ny vahoaka handeha hitady fandriana sy hanina any amin’ny vohitra sy ny saha manodidina, fa atỳ an’efitra isika izao.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra