Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 13:56 - Baiboly Katolika

56 ary moa tsy etỳ amintsika avokoa va ny anabaviny rehetra? Koa taiza no nahazoany izany rehetra izany?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

56 Ary ireo anabaviny, moa tsy etỳ amintsika avokoa va? Koa avy taiza no nahazoan’Ilehity izany zavatra rehetra izany?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

56 Ary moa tsy miara-monina amintsika avokoa ve ireo anabaviny? Koa avy taiza àry ny nahazoan’ilay io izany rehetra izany?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

56 Ary moa tsy miara-monina amintsika avokoa ve ireo anabaviny? Koa avy taiza àry ny nahazoan’ilay io izany rehetra izany?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

56 Ary ny anabaviny, moa tsy etỳ amintsika avokoa va izy? Koa avy taiza no nahazoan’Ilehity izany zavatra rehetra izany?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

56 Ary ny anabaviny, moa tsy eto amintsika avokoa va izy? Koa avy taiza no nahazoan'ilehity izany zavatra rehetra izany?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 13:56
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary tafintohina taminy izy ireo; fa hoy i Jesoa taminy: «Eo amin’ny tany onenany sy eo amin’ny ankohonany ihany no tsy mba voahaja ny mpaminany.»


Moa tsy io va ilay mpandrafitra, Zanak’i Maria, rahalahin’i Jakôba sy i Josefa ary i Jodà sy i Simôna? Moa tsy atỳ amintsika va ny anabaviny?» Dia tafintohina taminy, izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra