Matio 13:45 - Baiboly Katolika45 Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpandranto mitady voahangy tsara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201145 Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpivaro-mandeha iray izay nikatsaka vatosoa; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA45 –Ary izao koa: ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ny mpandranto mitady vatosoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 –Ary izao koa: ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ny mpandranto mitady vatosoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy45 Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa; Jereo ny tokoMalagasy Bible45 Ary koa, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache45 Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpivaro-mandeha iray izay nikatsaka vatosoa; Jereo ny toko |