Matio 13:45 - DIEM PROTESTANTA45 –Ary izao koa: ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ny mpandranto mitady vatosoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201145 Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpivaro-mandeha iray izay nikatsaka vatosoa; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 –Ary izao koa: ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ny mpandranto mitady vatosoa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika45 Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpandranto mitady voahangy tsara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy45 Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa; Jereo ny tokoMalagasy Bible45 Ary koa, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa; Jereo ny toko |