Marka 4:38 - Baiboly Katolika38 Fa i Jesoa kosa natory teo ambody sambo kely tambonin’ny ondana, ka nofohazin’izy ireo Izy nilazany hoe: «Ry Mpampianatra ô! tsy mampaninona Anao va raha maty izahay?». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Tao aoriana Jesosy no natory teo ambonin’ny ondana. Dia namoha Azy izy ireo ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 I Jesoa anefa natory teo amin’ny zoron-tsambo terỳ aoriana fa nisy ondana niondanany teo; ary nofohazin’ny mpianany Izy ka nilazany hoe: –Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao ve na ho faty aza isika? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 I Jesoa anefa natory teo amin’ny zoron-tsambo terỳ aoriana fa nisy ondana niondanany teo; ary nofohazin’ny mpianany Izy ka nilazany hoe: –Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao ve na ho faty aza isika? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Ary Jesosy natory teo am-bodin’ny sambokely tambonin’ny ondana; ary namoha Azy izy ireo ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao? Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Ary Jesosy natory teo am-bodin'ny sambokely tambonin'ny ondana; ary namoha Azy izy ireo ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Tao aoriana Jesosy no natory teo ambonin’ny ondana. Dia namoha Azy izy ireo ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao? Jereo ny toko |