Marka 2:17 - Baiboly Katolika17 Raha nahare izany i Jesoa dia nanao taminy hoe: «Tsy ny finaritra no mila dokotera, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Raha nahare izany Jesosy dia niteny taminy hoe: Tsy ny salama no mila mpitsabo fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny marina Aho fa ny mpanota. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Henon’i Jesoa izany ka hoy Izy tamin’ny mpahay lalàna: –Tsy ny salama no mila dokotera fa ny marary! Tsy hiantso ny olo-marina no nahatongavako fa hiantso ny mpanota! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Henon’i Jesoa izany ka hoy Izy tamin’ny mpahay lalàna: –Tsy ny salama no mila dokotera fa ny marary! Tsy hiantso ny olo-marina no nahatongavako fa hiantso ny mpanota! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Raha nahare izany Jesosy dia niteny taminy hoe: Tsy ny salama no mila mpitsabo fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny marina Aho fa ny mpanota. Jereo ny toko |