Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:66 - Baiboly Katolika

66 Ary raha mbola teo ambany amin’ny tokotany i Piera, dia nankeo aminy ny anankiray tamin’ny ankizivavin’ny lehiben’ny mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

66 Ary raha mbola teo ambany, teo an-kianja i Petera, dia avy ny iray tamin’ny ankizivavin’ny Mpisoronabe.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

66 Raha mbola tao ambany tao an-tokotany i Petera, dia avy ny anankiray tamin’ireo vehivavy mpiasan’ny mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

66 Raha mbola tao ambany tao an-tokotany i Petera, dia avy ny anankiray tamin’ireo vehivavy mpiasan’ny mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

66 Ary raha nitoetra teo ambany teo an-kianja Petera, dia avy ny anankiray tamin’ny ankizivavin’ny mpisoronabe;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

66 Ary raha nitoetra teo ambany teo an-kianja Petera, dia avy ny anankiray tamin'ny ankizivavin'ny mpisoronabe;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

66 Ary raha mbola teo ambany, teo an-kianja i Petera, dia avy ny iray tamin’ny ankizivavin’ny Mpisoronabe.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:66
8 Rohy Ifampitohizana  

Mivoha ny vavahadin’ny ony, dia mirodana ny lapa.


Tamin’izay dia nivory tao an-tranon’ny lehiben’ny mpisorona atao hoe Kaifa ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona.


Nanaraka Azy teny lavidavitra teny i Piera, hatrany an-tokotanin’ny lehiben’ny mpisorona. Niditra tao izy dia niara-nipetraka teo amin’ny mpiandry raharaha mba hahita izay farany.


I Piera kosa nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany an-tokotanin’ny lehiben’ny mpisorona, dia niara-nipetraka tamin’ny mpanompo teo anilan’ny afo, sy namindro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra