Marka 14:52 - Baiboly Katolika52 dia nariany ny lambany, ka lasa nandositra niboridana izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201152 Dia navelany teny amin’ireo mpisambotra azy ny lambany hariry madinika ka nandositra nitanjaka izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA52 fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara52 fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy52 Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible52 Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache52 Dia navelany teny amin’ireo mpisambotra azy ny lambany hariry madinika ka nandositra nitanjaka izy. Jereo ny toko |