Marka 14:32 - Baiboly Katolika32 Ary tonga tany amin’ny saha atao hoe Getsemanỳ izy ireo, dia hoy Izy tamin’ny mpianany: «Mipetraha eto ianareo mandra-pivàvako.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Ary tonga tany amin’ny saha iray atao hoe Getsemane izy ireo; dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Mipetraha eto ianareo fa handeha hivavaka Aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Dia tonga tany amin’ny saha atao hoe Getsemane i Jesoa mbamin’ireo mpianany, ka hoy i Jesoa taminy: –Mipetraha eto ianareo mandra-pivavako! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Dia tonga tany amin’ny saha atao hoe Getsemane i Jesoa mbamin’ireo mpianany, ka hoy i Jesoa taminy: –Mipetraha eto ianareo mandra-pivavako! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 ARY tonga tany amin’ny saha izay atao hoe Getsemane izy; dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Mipetraha eto hianareo mandra-pivavako. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary tonga tany amin'ny saha izay atao hoe Getsemane izy; dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Mipetraha eto ianareo mandra-pivavako. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache32 Ary tonga tany amin’ny saha iray atao hoe Getsemane izy ireo; dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Mipetraha eto ianareo fa handeha hivavaka Aho. Jereo ny toko |