Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 8:33 - Baiboly Katolika

33 Tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana ianareo, mandritra ny hafitoana, dia mandra-pahatapitra ny andro fanokanana anareo, fa haharitra hafitoana ny fanokanana anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana hafitoana ianareo, mandra-pahatapitra ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 Ary tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ianareo mandritra ny fito andro, izany hoe mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo, satria haharitra fito andro ny fanokanana anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ary tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ianareo mandritra ny fito andro, izany hoe mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo, satria haharitra fito andro ny fanokanana anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Ary tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana hafitoana hianareo, dia mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Ary tsy hiala eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana hafitoana ianareo, dia mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 8:33
7 Rohy Ifampitohizana  

ka hitafy izany mandritra ny hafitoana, izay anankiray amin’ny zanany ho tonga mpisorona handimby azy; dia izay hiditra ao an-trano lay fihaonana, hanao ny fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina.»


«Izany no hataonao amin’i Aarôna sy ny zanany, araka ny didy rehetra nomeko anao. Hafitoana no hanokananao azy.»


Izay midio hanasa ny fitafiany, hanaratra ny volon-kodiny rehetra ary handro amin’ny rano, dia hadio izy, ka hahazo miditra an-toby, nefa mbola hijanona eo ivelan’ny lainy hafitoana.


Rehefa sitrana amin’ny fitsihany ilay marary mitsîka, hanisa andro fito aloha amin’ny fidiovany, vao hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano velona, dia hadio.


Izao atao anio izao, dia nodidian’i Iaveh hatao mandritra ny hafitoana hanaovana ny fanonerana ho anareo.


Hanadio tena amin’izany rano izany izy, amin’ny andro fahatelo sy fahafito, dia hadio, fa raha tsy manadio tena amin’ny andro fahatelo sy fahafito izy, dia tsy hadio.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra