Levitikosy 8:20 - Baiboly Katolika20 Raha efa izany norasainy ho voatetika ny ondralahy, dia nodoran’i Môizy hanetona ny lohany mbamin’ny tetiny ary ny saborany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Norasainy tsara ny ondrilahy dia nodoran’i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny jaborany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Rehefa izany, nataony rasa vaventy ilay ondrilahy, ka nodorany hanetona ny lohany sy ny hena voarasa ary ny taviny; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Rehefa izany, nataony rasa vaventy ilay ondrilahy, ka nodorany hanetona ny lohany sy ny hena voarasa ary ny taviny; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary norasainy tsara ny ondrilahy; dia nodoran’i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny saborany. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary norasainy tsara ny ondrilahy; dia nodoran'i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny saborany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Norasainy tsara ny ondrilahy dia nodoran’i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny jaborany. Jereo ny toko |