Levitikosy 8:10 - Baiboly Katolika10 Ary nalain’i Môizy ny diloilo fanosorana dia nohosorany ny Fonenana mbamin’izay rehetra tao anatiny, ka nohamasininy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Dia nalain’i Mosesy ny diloilo fanosorana ka nohosorany ny tabernakely sy izay rehetra tao ary nohamasininy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Ary naka ny menaka fanosorana i Mosesy, dia nanosotra sy nanokana ny Fonenan’Andriamanitra mbamin’ny zavatra rehetra tao anatiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ary naka ny menaka fanosorana i Mosesy, dia nanosotra sy nanokana ny Fonenan’Andriamanitra mbamin’ny zavatra rehetra tao anatiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary nalain’i Mosesy ny diloilo fanosorana, dia nohosorany ny tabernakely sy izay rehetra tao ka nohamasininy. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary nalain'i Mosesy ny diloilo fanosorana dia nohosorany ny tabernakely sy izay rehetra tao ka nohamasininy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Dia nalain’i Mosesy ny diloilo fanosorana ka nohosorany ny tabernakely* sy izay rehetra tao ary nohamasininy. Jereo ny toko |