Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 7:15 - Baiboly Katolika

15 Amin’ny andro hanaterana azy ihany no hihinanana ny henan’ny sorom-pisaorana amin’ny sorom-pihavanana, fa tsy avela hisy tra-maraina.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ny henan’ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana dia hohanina amin’ny andro anaterana azy fa tsy hisy havela ho tra-maraina.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Ny henan’ny sorom-pihavanana atao ho fisaorana an’Andriamanitra dia hohanina amin’ny andro anaterana azy, fa tsy hisy havela ho tra-maraina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ny henan’ny sorom-pihavanana atao ho fisaorana an’Andriamanitra dia hohanina amin’ny andro anaterana azy, fa tsy hisy havela ho tra-maraina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary ny henan’ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana dia hohanina amin’ny andro anaterana azy; tsy hisy havela ho tra-maraina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary ny henan'ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana dia hohanina amin'ny andro anaterana azy; tsy hisy havela ho tra-maraina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ny henan’ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana dia hohanina amin’ny andro anaterana azy fa tsy hisy havela ho tra-maraina.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 7:15
5 Rohy Ifampitohizana  

Aza avela hisy tra-maraina, fa raha misy tsy lany dia dory.


«Tsy haterinao miaraka amin’ny mofo misy lalivay ny ran’ny sorona atao amiko; ary tsy hotahirizina ho tra-maraina ny menaka momba ny fetiko.»


Raha fisaorana no hanaterana izany, dia izao no hatolotra miaraka amin’ny sorom-pisaorana: mofo mamy tsy misy lalivay voadity tamin’ny diloilo, mofo manify tsy misy lalivay voararaka diloilo, ary lafarina nendasina ho mofomamy voadity tamin’ny diloilo.


fa aoka hohaninao sy ny ankohonanao izany isan-taona eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitrao any amin’ny fitoerana izay hofidiny,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra