Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 27:34 - Baiboly Katolika

34 Ireo no didy nomen’i Iaveh an’i Môizy ho an’ny zanak’i Israely, tao an-tendrombohitra Sinaia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ireo no didy izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ho an’ny Zanak’Israely teo an-tendrombohitra Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

34 Ireo no didy nampitain’ny TOMPO tamin’i Mosesy ho an’ny Israelita, teo an-tendrombohitra Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ireo no didy nampitain’ny TOMPO tamin’i Mosesy ho an’ny Israelita, teo an-tendrombohitra Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ireo no didy izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy ho amin’ny Zanak’Isiraely teo an-tendrombohitra Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ireo no didy izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ho amin'ny Zanak'Isiraely teo an-tendrombohitra Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Ireo no didy izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ho an’ny Zanak’Israely teo an-tendrombohitra Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:34
13 Rohy Ifampitohizana  

Ireo no didy amam-pitsipika ary lalàna nataon’i Iaveh ho fifaneken’ny Tenany sy ny zanak’i Israely tao an-tendrombohitra Sinaia, tamin’ny alalan’i Môizy.


izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy tany an-tendrombohitra Sinaia, tamin’ny andro nandidiany ny zanak’i Israely hanatitra ny fanatiny amin’i Iaveh tany an’efitra Sinaia.


Any an’efitra Sinaia, tao an-trano lay fihaonana, tamin’ny andro voalohany amin’ny volana faharoa, taona faharoa taorian’ny nivoahana tany amin’ny tany Ejipta, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe;


Sorona dorana tsy tapaka izany, izay efa natolotra tao an-tendrombohitra Sinaia, ho hanitra mahafinaritra, dia sorona atao amin’ny afo ho an’i Iaveh.


Izao no taranak’i Arôna sy i Môizy, tamin’ny andro nitenenan’i Iaveh tamin’i Môizy, teny an-tendrombohitra Sinaia.


Ireo no didy aman-dalàna nomen’i Iaveh ny zanak’i Israely tamin’ny alalan’i Môizy, teo an-tany lemak’i Moaba, amoron’i Jordany, tandrifin’i Jerikô.


satria ny Lalàna moa nomena tamin’ny alalan’i Môizy, fa ny fahasoavana sy ny fahamarinana kosa dia avy amin’ny alalan’i Jesoa Kristy.


Tamin’ny taona fahefapolo, volana faharaika ambin’ny folo, andro voalohan’ny volana, dia niteny tamin’ny zanak’i Israely i Môizy, araka izay rehetra nodidian’i Iaveh holazainy amin’izy ireo,


Niantso an’i Israely rehetra i Môizy, dia nilaza taminy hoe: Efa hitanareo izay nataon’i Iaveh teo imasonareo, tany amin’ny tany Ejipta, tamin’i Faraôna sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra,


dia didy aman-dalàna sy fitsipika nomen’i Môizy ny zanak’i Israely tamin’ny nivoahany tany Ejipta,


Efa notoroako didy amam-pitsipika ianareo araka ny nandidian’i Iaveh ahy hitandremanareo izany any amin’ny tany hidiranareo hanananareo azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra