Levitikosy 27:29 - Baiboly Katolika29 Tsy misy azo avotana izay olona natao anatema, fa atao maty.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Ny olona rehetra izay atao ho zavatra voaozona dia tsy azo avotana fa hovonoina ho faty. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Ny olona rehetra, izay hafoy ho an’ny TOMPO, dia tsy misy azo avotana fa hatao maty tokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Ny olona rehetra, izay hafoy ho an’ny TOMPO, dia tsy misy azo avotana fa hatao maty tokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ny olona rehetra izay atokana dia tsy havotana, fa hatao maty tokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Ny olona rehetra izay atokana dia tsy havotana, fa hatao maty tokoa. Jereo ny toko |