Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 27:24 - Baiboly Katolika

24 Amin’ny taona Jobily dia hiverina amin’izay nividianana azy sy tompon-jara tany azy ilay tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Amin’ny taon-Jobily no hodian’ny tany amin’izay nividianana azy, dia ho an’izay tompon-dova.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 Amin’ny taona Jobily kosa dia hiverina amin’ilay nividianana azy ny tany, izany hoe amin’ilay tompon-dova.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Amin’ny taona Jobily kosa dia hiverina amin’ilay nividianana azy ny tany, izany hoe amin’ilay tompon-dova.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Amin’ny taona Jobily no hodian’ny tany amin’izay nividianana azy, dia ho an’izay tompon-dova.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Amin'ny taona Jobily no hodian'ny tany amin'izay nividianana azy, dia ho an'izay tompon-dova.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:24
5 Rohy Ifampitohizana  

Amin’izany taona Jobily izany, samia ianareo mody amin’ny taninareo avy.


Ary raha tsy mahazo izay ampy handoavany izany onitra izany izy, dia hitoetra eo an-tanan’ilay nividy ihany aloha ny tany namidiny, mandra-pahatongan’ny taona Jobily, fa amin’ny Jobily dia afaka izy, ka hody amin’ny fananany indray.


Raha tsy avotany ny tany na amidiny amin’olona hafa dia tsy azo avotana intsony;


dia hoferan’ny mpisorona izay vidiny, araka ny anombananao azy mandra-piavin’ny taona Jobily, dia haloan’izany olona izany androtr’io ihany izay voafetra ho vidiny, ho zavatra voatokana ho an’i Iaveh.


Ny tombana rehetra hataonao araka ny sikla masina; roapolo gerà ny sikla iray.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra