Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 27:20 - Baiboly Katolika

20 Raha tsy avotany ny tany na amidiny amin’olona hafa dia tsy azo avotana intsony;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Fa raha tsy hanavotra ny tany izy fa hivarotra azy amin’olon-kafa dia tsy ho azo avotana intsony izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 «Raha tsy avotan’ny tompony kosa ny tany fa amidiny amin’olon-kafa, dia tsy azony avotana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 «Raha tsy avotan’ny tompony kosa ny tany fa amidiny amin’olon-kafa, dia tsy azony avotana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary raha tsy hanavotra ny tany izy, na efa nivarotra azy tamin’olon-kafa, dia tsy ho azo avotana intsony izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary raha tsy hanavotra ny tany izy, na efa nivarotra azy tamin'olon-kafa, dia tsy ho azo avotana intsony izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Raha te hanavotra ny taniny ilay nanokana azy, hotongoaviny ny ampahadiminy izay vidiny nanombananao azy, dia hipetraka ho azy ny tany.


fa rehefa afaka amin’ny Jobily ny tany dia hatokana ho an’i Iaveh toy ny tany nivoadiana, ka ho tonga fananan’ny mpisorona.


Amin’ny taona Jobily dia hiverina amin’izay nividianana azy sy tompon-jara tany azy ilay tany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra