Levitikosy 26:18 - Baiboly Katolika18 Raha mbola tsy mihaino Ahy amin’izany ihany ianareo, dia hofaiziko impito mihoatra izany, noho ny fahotanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany ianareo amin’izany rehetra izany dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 «Raha amin’izany no tsy henoinareo ihany Aho, dia mbola hofaiziko impito henin’izany ianareo noho ny fahotanareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 «Raha amin’izany no tsy henoinareo ihany Aho, dia mbola hofaiziko impito henin’izany ianareo noho ny fahotanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany hianareo amin’izany rehetra izany, dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany ianareo amin'izany rehetra izany, dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany ianareo amin’izany rehetra izany dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo. Jereo ny toko |
Noho izany, nirehitra tamin’ny vahoakany ny fahatezeran’i Iaveh, nahinjiny tany aminy ny tanany, dia nikapoka azy Izy; nihozongozona ny tendrombohitra; miampatra toy ny diky eny an-dalana, ny fatin’izy ireo. Na dia izany rehetra izany aza anefa tsy mbola afaka ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany.