Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 22:30 - Baiboly Katolika

30 Izay andro amonoana azy ihany no ihinanana azy, fa tsy hisy havela ho tra-maraina. Izaho no Iaveh.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Amin’izany andro izany ihany no hihinanana azy fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

30 Iny andro anolorana azy iny ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Iny andro anolorana azy iny ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Amin’izany andro izany ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina: Izaho no Jehovah

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Amin'izany andro izany ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina: Izaho no Jehovah

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 22:30
5 Rohy Ifampitohizana  

Raha sendra misy mihinana amin’izany, dia fahavetavetana izany, ka tsy hankasitrahina ny sorona.


Raha manatitra sorom-pisaorana amin’i Iaveh ianareo, dia atolory araka izay ankasitrahana azy.


«Tandremo ny didiko, ka araho izany. Izaho no Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra