Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 22:17 - Baiboly Katolika

17 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 22:17
2 Rohy Ifampitohizana  

sy tsy hampivesatra azy ny heloka ataony amin’ny fihinanana ny zava-masina avy aminy; fa Izaho no Iaveh manamasina azy.»


«Mitenena amin’i Aarôna sy ny zanany mbamin’ny zanak’i Israely rehetra, ka lazao aminy hoe: Na zovy na zovy amin’ny zanak’i Israely, na amin’ny vahiny eo amin’i Israely manatitra ny fanatiny, na ho fanalam-boady, na ho fanomezana an-tsitrapo, ka hateriny amin’i Iaveh ho sorona dorana,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra