Levitikosy 22:12 - Baiboly Katolika12 Tsy hihinana ny navahana tamin’ny zava-masina ny zanaka vavin’ny mpisorona, nanambady olon-kafa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady olon-kafa dia tsy hihinana amin’ny fanatitra izay nalaina avy amin’ny zava-masina izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady lehilahy israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona, dia tsy mahazo mihinana ny navahana tamin’ny zava-masina izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady lehilahy israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona, dia tsy mahazo mihinana ny navahana tamin’ny zava-masina izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady olon-kafa, dia tsy hihinana amin’ny fanatitra avy amin’ny zava-masina izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary raha misy zanakavavin'ny mpisorona manambady olon-kafa, dia tsy hihinana amin'ny fanatitra avy amin'ny zava-masina izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady olon-kafa dia tsy hihinana amin’ny fanatitra izay nalaina avy amin’ny zava-masina izy. Jereo ny toko |