Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 22:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady lehilahy israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona, dia tsy mahazo mihinana ny navahana tamin’ny zava-masina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady olon-kafa dia tsy hihinana amin’ny fanatitra izay nalaina avy amin’ny zava-masina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady lehilahy israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona, dia tsy mahazo mihinana ny navahana tamin’ny zava-masina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Tsy hihinana ny navahana tamin’ny zava-masina ny zanaka vavin’ny mpisorona, nanambady olon-kafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady olon-kafa, dia tsy hihinana amin’ny fanatitra avy amin’ny zava-masina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary raha misy zanakavavin'ny mpisorona manambady olon-kafa, dia tsy hihinana amin'ny fanatitra avy amin'ny zava-masina izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 22:12
4 Rohy Ifampitohizana  

Iza no naharefy ny Fanahin’ny TOMPO, iza no nahatakatra ny fikasany?


Ny amin’ny anabaviny, izay mpitovo ka mbola havany akaiky tokoa satria tsy mba nanambady, dia mahazo mandoto tena ny mpisorona amin’ny fikasihana ny fatiny.


Fa raha misy mpanompo novidin’ny mpisorona, dia hahazo mihinana amin’izany ihany izy; toy izany koa, ny mpanompo izay teraka tao an-tranon’ny mpisorona, dia mahazo mihinana izay fihinany.


Fa raha maty vady na nariam-bady na tsy nanan-janaka ilay zanakavavin’ny mpisorona ka mody ao an-tranon-dray toy ny fony izy mbola kely, dia mahazo mihinana izay fihinan-drainy. Ankoatra ireo, ny Israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona dia aoka tsy hisy hihinana zava-masina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra