Levitikosy 21:21 - Baiboly Katolika21 Tsy hisy hanatona hanolotra ny sorona atao amin’ny afo ho an’i Iaveh ny olon-drehetra amin’ny taranak’i Aarôna mpisorona, izay manan-kilemam-batana; fa manan-kilemam-batana izy, ka aza manatona hanolotra ny mofon’ny Andriamaniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ny olona rehetra amin’ny zanak’i Arona mpisorona izay misy kilema dia tsy mahazo manatona hanolotra ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO; misy kilema izy ka tsy mahazo manatona mba hanatitra ny hanin’Andriamaniny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Izay mpisorona rehetra misy kilema, amin’ny taranakao, dia tsy mahazo manatona ny alitara mba hanolotra ho AHY ny sorona levonina amin’ny afo; noho izy misy kilema no tsy ahazoany manatona ny alitara hanolotra ny sakafo aroso ho Ahy Andriamaniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Izay mpisorona rehetra misy kilema, amin’ny taranakao, dia tsy mahazo manatona ny alitara mba hanolotra ho AHY ny sorona levonina amin’ny afo; noho izy misy kilema no tsy ahazoany manatona ny alitara hanolotra ny sakafo aroso ho Ahy Andriamaniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ny olona rehetra amin’ny zanak’i Arona mpisorona izay misy kilema dia tsy mahazo manakaiky hanatitra ny fanatitra atao amin’ny afo ho an’i Jehovah; misy kilema izy ka tsy mahazo manakaiky hanatitra ny hanin’Andriamaniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ny olona rehetra amin'ny zanak'i Arona mpisorona izay misy kilema dia tsy mahazo manakaiky hanatitra ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah; misy kilema izy ka tsy mahazo manakaiky hanatitra ny hanin'Andriamaniny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Ny olona rehetra amin’ny zanak’i Arona mpisorona izay misy kilema dia tsy mahazo manatona hanolotra ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO; misy kilema izy ka tsy mahazo manatona mba hanatitra ny hanin’Andriamaniny. Jereo ny toko |