Levitikosy 20:15 - Baiboly Katolika15 Raha misy lehilahy miray amin’ny biby, izy hohelohin-ko faty ary ilay biby koa hovonoinareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Raha misy lehilahy mandry amin’ny biby dia hovonoina ho faty izy; ary ilay biby koa dia hovonoinareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 «Raha misy lehilahy miray amin’ny biby, dia hatao maty tokoa izy ary hovonoinareo koa ilay biby. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 «Raha misy lehilahy miray amin’ny biby, dia hatao maty tokoa izy ary hovonoinareo koa ilay biby. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary raha misy lehilahy mandry amin’ny biby, dia hatao maty tokoa izy; ary ilay biby dia hovonoinareo koa. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny biby, dia hatao maty tokoa izy; ary ilay biby dia hovonoinareo koa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Raha misy lehilahy mandry amin’ny biby dia hovonoina ho faty izy; ary ilay biby koa dia hovonoinareo. Jereo ny toko |