Levitikosy 20:14 - Baiboly Katolika14 Raha misy lehilahy mampirafy vehivavy mianaka, dia heloka be vava izany, ka samy hodorana amin’ny afo izy sy iretsy vehivavy, mba tsy hisian’izany heloka izany eo aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka dia fahavetavetana izany; hodorana amin’ny afo izy telo mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 «Raha misy lehilahy manambady vehivavy mianaka, dia fanambadiana mampifamotitra izany; ka samy hodorana izy telo, mba hisakanana ny fisian’izany haratsiam-pitondrantena izany eo aminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 «Raha misy lehilahy manambady vehivavy mianaka, dia fanambadiana mampifamotitra izany; ka samy hodorana izy telo, mba hisakanana ny fisian’izany haratsiam-pitondrantena izany eo aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka, dia fahavetavetana izany; hodorana amin’ny afo izy telo, mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka, dia fahavetavetana izany; hodorana amin'ny afo izy telo, mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka dia fahavetavetana izany; hodorana amin’ny afo izy telo mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo. Jereo ny toko |