Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 18:15 - Baiboly Katolika

15 Aza manokatra ny fitanjahan’ny vinanto vavinao, fa vadin-janakao izy. Aza manokatra ny fitanjahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Aza mandry amin’ny vinantovavinao fa vadin’ny zanakao lahy izy, koa aza mandry aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 «Aza miray amin’ny vinantovavinao, fa vadin’ny zanakalahinao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 «Aza miray amin’ny vinantovavinao, fa vadin’ny zanakalahinao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Aza mandry amin’ny vinantovavinao; fa vadin’ny zanakao-lahy izy, koa aza mandry aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Aza mandry amin'ny vinantovavinao; fa vadin'ny zanakao-lahy izy, koa aza mandry aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Aza mandry amin’ny vinantovavinao fa vadin’ny zanakao lahy izy, koa aza mandry aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 18:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia fantatr’i Jodà ireo, ka hoy izy: «Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin’i Selà, zanako.» Ary tsy nahalala azy intsony izy.


Ny iray, manao fahavetavetana amin’ny vadin’ny namany; ny iray hafa, mifotitra mandoto ny vinantovaviny ao aminao; ary misy koa mametaveta ny anabaviny zanaka vavin-drainy.


Raha misy lehilahy mandry amin’ny vinanto vaviny, dia hohelohin-ko faty izy roaroa, fa nanao zava-mahamenatra; ka dia amin’izy ireo ny rany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra