Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 18:14 - Baiboly Katolika

14 Aza manokatra ny fitanjahan’ny rahalahin-drainao amin’ny fakàna ny vadiny, fa anabavin-drainao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Aza mandry amin’izay nandrian’ny rahalahin-drainao; aza mila ny vadiny fa vadin’ny rahalahin-drainao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 «Aza alaim-baràka ny rahalahin-drainao noho ny firaisanao amin’ny vadiny, izay nenitoanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 «Aza alaim-baràka ny rahalahin-drainao noho ny firaisanao amin’ny vadiny, izay nenitoanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Aza mandry amin’izay nandrian’ny rahalahin-drainao; aza mila ny vadiny, fa vadin’ny rahalahin-drainao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Aza mandry amin'izay nandrian'ny rahalahin-drainao; aza mila ny vadiny fa vadin'ny rahalahin-drainao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Aza mandry amin’izay nandrian’ny rahalahin-drainao; aza mila ny vadiny fa vadin’ny rahalahin-drainao izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 18:14
2 Rohy Ifampitohizana  

Aza manokatra ny fitanjahan’ny rahavavin-dreninao, fa nofon-dreninao izany.


Raha misy lehilahy mandry amin’ny vadin-drahalahin-drainy, dia nanokatra ny fitanjahan-drahalahin-drainy izy, ka hilonjy ny helony izy roaroa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra