Levitikosy 17:5 - Baiboly Katolika5 mba tsy ho eny an-tsaha no hamonoan’ny zanak’i Israely ny zavatra vonoiny, fa hoentiny amin’ny mpisorona, eo anatrehan’i Iaveh, ao anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana, hateriny ho sorona fihavanana amin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Araka izany dia hoentin’ny Zanak’Israely ho an’NY TOMPO eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ho amin’ny mpisorona ny zavatra vonoiny ho fanatitra izay famonony tany an-tsaha; dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Amin’izay, dia tsy ho eny an-tsaha intsony no hamonoan’ny Israelita ny biby vonoiny; fa an’ny TOMPO ireny biby ireny ka dia hoentin’ny Israelita ho amin’ny mpisorona, eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana, mba hatolotra ho sorom-pihavanana amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Amin’izay, dia tsy ho eny an-tsaha intsony no hamonoan’ny Israelita ny biby vonoiny; fa an’ny TOMPO ireny biby ireny ka dia hoentin’ny Israelita ho amin’ny mpisorona, eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana, mba hatolotra ho sorom-pihavanana amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 mba ho entin’ny Zanak’Isiraely ho an’i Jehovah eo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana, ho amin’ny mpisorona, ny zavatra vonoiny ho fanatitra, izay famonony tany an-tsaha; ary dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an’i Jehovah izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 mba ho entin'ny Zanak'isiraely ho an'i Jehovah eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ho amin'ny mpisorona, ny zavatra vonoiny ho fanatitra, izay famonony tany an-tsaha; ary dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an'i Jehovah izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Araka izany dia hoentin’ny Zanak’Israely ho an’NY TOMPO eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ho amin’ny mpisorona ny zavatra vonoiny ho fanatitra izay famonony tany an-tsaha; dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO izany. Jereo ny toko |
Fa ireo Levita mpisorona, taranak’i Sadôka kosa, izay nitandrina ny fandaharana momba ny fitoerako masina tamin’ny nivilian’ny zanak’i Israely nanalavitra Ahy, dia izay ireo no hanatona Ahy hanao ny fanompoana amiko, sy hitsangana eo anatrehako, hanatitra ny sabora sy ny ra, - teny marin’ny Tompo Iaveh.