Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 17:3 - Baiboly Katolika

3 Na zovy na zovy amin’ny taranak’i Israely mamono omby na ondry na osy, ao an-toby na any ivelan’ny toby,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Na iza na iza amin’ny taranak’Israely no mamono omby na zanak’ondry na osy, na eo an-toby na any ivelan’ny toby,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Na iza na iza Israelita mamono omby na ondry na osy, ao anatin’ny toby any ivelan’ny toby,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Na iza na iza Israelita mamono omby na ondry na osy, ao anatin’ny toby any ivelan’ny toby,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Na iza na iza amin’ny taranak’Isiraely no mamono omby, na zanak’ondry, na osy, na eo an-toby, na any ivelan’ny toby,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Na iza na iza amin'ny taranak'Isiraely no mamono omby, na zanak'ondry, na osy, na eo an-toby, na any ivelan'ny toby,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Na iza na iza amin’ny taranak’Israely no mamono omby na zanak’ondry na osy, na eo an-toby na any ivelan’ny toby,

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 17:3
11 Rohy Ifampitohizana  

Nefa teny amin’ny fitoerana avo ihany no nanaovan’ny vahoaka sorona, fa mbola tsy nisy trano natao ho an’ny anaran’i Iaveh hatramin’izany andro izany.


Ny olona rehetra na tompon-tany na vahiny, mihinana biby maty ho azy na voaviravira, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano, ary haloto mandra-paharivan’ny andro, vao hadio.


Mitenena ianao amin’i Aarôna sy ny zanany ary ny zanak’i Israely rehetra. Lazao aminy hoe: Izao ny didin’i Iaveh:


nefa tsy nitondra azy teo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana, hanaterana azy ho fanatitra ho an’i Iaveh, eo anoloan’ny fonenan’i Iaveh, dia hahameloka azy izany, fa nandatsa-dra izy, ka hofongorana amin’ny fireneny izany olona izany;


Izao koa no lazao amin’izy ireo: Na zovy na zovy amin’ny taranak’i Israely na amin’ny vahiny mitoetra eo afovoany hanatitra sorona dorana na fanatitra,


Hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny sorona izy, sy hamono azy eo am-baravaran’ny trano lay fihaonana; ary ny mpisorona, zanak’i Aarôna, handraraka ny ra manodidina ny ôtely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra