Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 17:2 - Baiboly Katolika

2 Mitenena ianao amin’i Aarôna sy ny zanany ary ny zanak’i Israely rehetra. Lazao aminy hoe: Izao ny didin’i Iaveh:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Mitenena amin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra hoe: Izao no didy nomen’NY TOMPO:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 mba hamepetra an’i Aharôna sy ny zanany ary ny Israelita hoe: «Izao no zavatra nandidian’ny TOMPO:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 mba hamepetra an’i Aharôna sy ny zanany ary ny Israelita hoe: «Izao no zavatra nandidian’ny TOMPO:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Mitenena amin’i Arona sy ny zanany ary ny Zanak’Isiraely rehetra hoe: Izao no nandidian’i Jehovah:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Mitenena amin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra hoe: Izao no nandidian'i Jehovah:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Mitenena amin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra hoe: Izao no didy nomen’NY TOMPO:

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 17:2
4 Rohy Ifampitohizana  

Zanaka lahin’i Amrama: i Aarôna sy i Môizy. Ary i Aarôna natokana hohamasinina indrindra, izy mbamin’ny taranany mandrakizay, mba hanolotra zava-manitra hanetona eo anatrehan’i Iaveh, hanao ny fanompoany ary hitso-drano ny olona amin’ny Anarany mandrakizay.


Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:


Na zovy na zovy amin’ny taranak’i Israely mamono omby na ondry na osy, ao an-toby na any ivelan’ny toby,


Mitandrema mba tsy hanatitra ny sorona doranao amin’izay fitoerana rehetra hitanao;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra