Levitikosy 17:16 - Baiboly Katolika16 Fa raha tsy manasa ny fitafiany sy ny tenany izy, dia hivesatra ny otany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Fa raha tsy manasa ny fitafiany sy mandro izy dia ho meloka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Fa raha tsy manasa fitafiana sy mandro izy, dia itambesaran-keloka.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Fa raha tsy manasa fitafiana sy mandro izy, dia itambesaran-keloka.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Fa raha tsy manasa fitafiana sy mandro izy, dia ho meloka. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Fa raha tsy manasa fitafiana sy mandro izy, dia ho meloka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Fa raha tsy manasa ny fitafiany sy mandro izy dia ho meloka. Jereo ny toko |