Levitikosy 16:32 - Baiboly Katolika32 «Ny hanao ny fanonerana dia izay mpisorona efa nandray ny fanosorana sy efa voatokana hanao ny raharahan’ny fisoronana mandimby an-drainy. Hitafy fanamiana rongony madinika, fanamiana masina izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Ny mpisorona izay hohosorana sy hatokana ho mpisorona hisolo ny rainy dia hanao fanavotana; hitafy ny fitafiana vita amin’ny lamba rongony izy, dia ny fitafiana masina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 «Any aoriana any, dia ny mpisorona izay voahosotra sy voatokana ho mpisorombe hisolo ny rainy no hanao ireo fombam-pivavahana famelan-keloka sy fanadiovana ireo; ny fanamiana masina, ireo fanamiana vita kiran-drongony fotsy, no hiakanjoany amin’izany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 «Any aoriana any, dia ny mpisorona izay voahosotra sy voatokana ho mpisorombe hisolo ny rainy no hanao ireo fombam-pivavahana famelan-keloka sy fanadiovana ireo; ny fanamiana masina, ireo fanamiana vita kiran-drongony fotsy, no hiakanjoany amin’izany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary ny mpisorona, izay hohosorana sy hatokana ho mpisorona hisolo ny rainy, dia hanao fanavotana; ary hitafy ny fitafiana rongony fotsy izy, dia ny fitafiana masina. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary ny mpisorona, izay hohosorana sy hatokana ho mpisorona hisolo ny rainy, dia hanao fanavotana; ary hitafy ny fitafiana rongony fotsy izy, dia ny fitafiana masina. Jereo ny toko |