Levitikosy 16:23 - Baiboly Katolika23 «Ary i Aarôna hiditra amin’izay ao an-trano lay fihaonana: havelany ny fanamiana rongony niakanjoany hoentiny miditra ao amin’ny fitoerana masina, ka rehefa voapetrany ao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Dia hiditra ao amin’ny tranolay fihaonana i Arona, hanala ireo fitafiany vita amin’ny lamba rongony izay niakanjoany raha niditra ao amin’ny fitoerana masina izy ka havelany ao izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 dia hiditra ao amin’ny Tranolay fihaonana i Aharôna ka hanala sy hametraka ny fanamiana vita kiran-drongony fotsy, izay niakanjoany tamin’izy niditra tao amin’ny Toeramasina Indrindra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 dia hiditra ao amin’ny Tranolay fihaonana i Aharôna ka hanala sy hametraka ny fanamiana vita kiran-drongony fotsy, izay niakanjoany tamin’izy niditra tao amin’ny Toeramasina Indrindra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Dia hiditra ao amin’ny trano-lay fihaonana Arona, ary hanala ny fitafiany rongony fotsy, izay niakanjoany raha niditra ao amin’ny fitoerana masina izy, ka hamela azy ao. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Dia hiditra ao amin'ny trano-lay fihaonana Arona, ary hanala ny fitafiany rongony fotsy, izay niakanjoany raha niditra ao amin'ny fitoerana masina izy, ka hamela azy ao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Dia hiditra ao amin’ny tranolay fihaonana i Arona, hanala ireo fitafiany vita amin’ny lamba rongony izay niakanjoany raha niditra ao amin’ny fitoerana masina izy ka havelany ao izany. Jereo ny toko |