Levitikosy 14:54 - Baiboly Katolika54 Izany no lalàna momba ny fery habokana, sy ny kimavo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201154 Izany no lalàna ny amin’ny habokana rehetra sy ny be hatina, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA54 Ireo avy no fepetra momba ny aretin-koditra isan-karazany sy ny kimavo, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara54 Ireo avy no fepetra momba ny aretin-koditra isan-karazany sy ny kimavo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy54 Izany no lalàna ny amin’ny habokana rehetra sy ny kongonina, Jereo ny tokoMalagasy Bible54 Izany no lalàna ny amin'ny habokana rehetra sy ny kongonina, Jereo ny toko |