Levitikosy 14:53 - Baiboly Katolika53 ary halefany ho any ivelan-tanàna any an-tsaha ilay vorona velona. Toy izany no hanaovana ny fanonerana ho an’ny trano, dia hadio izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201153 Halefany any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna, ny vorona velona; ary hanao fanavotana ho an’ny trano izy ka hadio izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA53 Ilay vorona velona kosa halefany hisidina any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna. Ary hanao ny fombam-pivavahana fanadiovana ho an’ny trano izy, ka hadio izany.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Ilay vorona velona kosa halefany hisidina any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna. Ary hanao ny fombam-pivavahana fanadiovana ho an’ny trano izy, ka hadio izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy53 Fa hasainy ho entina eny ivelan’ny tanàna ny vorona velona ka halefa; dia hanao fanavotana ho an’ny trano izy, ka dia hadio izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible53 Fa hasainy ho entina eny ivelan'ny tanàna ny vorona velona ka halefa; dia hanao fanavotana ho an'ny trano izy, ka dia hadio izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache53 Halefany any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna, ny vorona velona; ary hanao fanavotana ho an’ny trano izy ka hadio izany. Jereo ny toko |