Levitikosy 14:18 - Baiboly Katolika18 Izay diloilo sisa mbola eo an-tanany kosa, dia hataony amin’ny lohan’ilay midio, ary hanao ny fanonerana ho azy, eo anatrehan’i Iaveh, ny mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 ary ny diloilo mbola sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona dia hataony amin’ny lohan’ilay hodiovina; ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan’NY TOMPO ny mpisorona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Ny menaka sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona kosa hararany amin’ny lohan’ilay diovina; ary dia eo anatrehan’ny TOMPO no hanaovany ny fombam-pivavahana fanadiovana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Ny menaka sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona kosa hararany amin’ny lohan’ilay diovina; ary dia eo anatrehan’ny TOMPO no hanaovany ny fombam-pivavahana fanadiovana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 ary ny diloilo mbola sisa eo am-pela-tànan’ny mpisorona dia hataony amin’ny lohan’ilay hodiovina; ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan’i Jehovah ny mpisorona. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 ary ny diloilo mbola sisa eo ampela-tànan'ny mpisorona dia hataony amin'ny lohan'ilay hodiovina; ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan'i Jehovah ny mpisorona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 ary ny diloilo mbola sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona dia hataony amin’ny lohan’ilay hodiovina; ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan’NY TOMPO ny mpisorona. Jereo ny toko |
Dia halàny daholo ny sabora toy ny fanalana ny saboran’ny zanak’ondry amin’ny sorom-pihavanana dia hodoran’ny mpisorona hanetona eo ambonin’ny ôtely, eo ambonin’ny sorona atao amin’ny afo, ho an’i Iaveh. Toy izany no hanaovan’ny mpisorona ny fanonerana ho an’izany olona izany noho ny ota nataony, dia ho voavela ny otany.