Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:47 - Baiboly Katolika

47 Raha misy fery habokana eo amin’ny fitafiana rongony na volon’ondry,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

47 Amin’ny fitafiana izay misy bobongolo, na fitafiana volon’ondry na fitafiana vita amin’ny lamba rongony,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

47 «Raha misy bobongolo amina fitafiana kiran-drongony na volon’ondry,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 «Raha misy bobongolo amina fitafiana kiran-drongony na volon’ondry,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

47 Amin’ny fitafiana izay misy habokana, na fitafiana volon’ondry, na fitafiana rongony,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

47 Amin'ny fitafiana izay misy habokana, na fitafiana volon'ondry, na fitafiana rongony,

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:47
13 Rohy Ifampitohizana  

Ny tenona ataony tsy azo itafiana; ary ny taozavany tsy azo irakofana; fa asa mahameloka ny asany, ary asa mandoza no ao an-tanany.


Tsy nisy olona niantso ny Anaranao, nifoha mba hifikitra aminao. Fa nafeninao taminay ny Tavanao, ary navelanao ho levona ao anatin’ny fahotana izahay.


Nangalanao ny fitafianao, ka nanaovanao fitoerana avo samihafa soratra ho anao, dia nijangajanga teo amboniny ianao: tsy mbola nisy izay toy izany, ary tsy hisy na oviana na oviana intsony.


Ho maloto izy mandritra ny andro rehetra haharetan’ny feriny. Maloto izy ka hitokana irery, any ivelan’ny toby.


amin’ny kofehy rongony na volon’ondry, hatao tenany na fahany, amin’ny hoditra na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra,


Hodorana ny fitafiana, ny kofehy rongony madinika na volon’ondry hatao tenany na fahany, ny zavatra natao tamin’ny hoditra na inona na inona, izay misy ny fery, fa habokana ratsy izany, hodorana amin’ny afo ny zavatra.


Izany no lalàna momba ny fery habokana amin’ny fitafiana volon’ondry na rongony, ny kofehy natao tenany na fahany, ary ny zavatra natao tamin’ny hoditra, na inona na inona izany, mba hilazana azy hoe madio na maloto.


ny habokana amin’ny fitafiana sy ny trano,


Efa ho lasa ny alina, ary efa mby akaiky ny andro, ka ario ny asan’ny maizina, fa tafio ny fiadian’ny mazava.


hiala amin’ny fitondran-tenanareo taloha, ka hamela ny olon-tranainareo efa simban’ny fitaky ny filàn-dratsy,


Fa maty ianareo, ary miara-miafina amin’i Kristy ao amin’Andriamanitra ny fiainanareo;


afaho amin’ny afo no famonjy ny sasany; ary ny sasany indray amindrao fo, fa amin-tahotra, ka ankahalao na hatramin’ny akanjo voaloton’ny nofo aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra