Levitikosy 13:25 - Baiboly Katolika25 Raha nanjary fotsy ny volon-koditra eo amin’ilay hodi-potsy, sady toa lalina latsaka ambanin’ny hoditra izy, dia habokana izany; nipoitra avy amin’ny may izany, ka holazain’ny mpisorona hoe maloto izany olona izany, dia fery habokana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 dia hozahan’ny mpisorona, koa raha hitany fa efa niova ho fotsy ny volo eo amin’ny toeran’ny mifaritra mangirana ary lalina noho ny hoditra no fijeriny azy dia habokana efa mipoitra eo amin’ny may izany ka hambaran’ny mpisorona fa maloto. Habokana izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 dia hozahan’ny mpisorona izany. Raha hitany fa mandoaka hoditra ilay pentina sady efa niova ho fotsy ny volo eo, dia habokana efa mipoipoitra eo amin’ny faritra may izany; ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona, fa aretina miendrika habokana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 dia hozahan’ny mpisorona izany. Raha hitany fa mandoaka hoditra ilay pentina sady efa niova ho fotsy ny volo eo, dia habokana efa mipoipoitra eo amin’ny faritra may izany; ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona, fa aretina miendrika habokana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 ary zahan’ny mpisorona ka hitany fa efa niova ho fotsy ny volo eo amin’ny itoeran’ny mifaritra mangirana, ary lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, dia habokana efa mipoipoitra eo amin’ny may izany, ka hataon’ny mpisorona hoe maloto: habokana izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 ary zahan'ny mpisorona ka hitany fa efa niova ho fotsy ny volo eo amin'ny itoeran'ny mifaritra mangirana, ary lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, dia habokana efa mipoipoitra eo amin'ny may izany, ka hataon'ny mpisorona hoe maloto, habokana izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 dia hozahan’ny mpisorona, koa raha hitany fa efa niova ho fotsy ny volo eo amin’ny toeran’ny mifaritra mangirana ary lalina noho ny hoditra no fijeriny azy dia habokana efa mipoitra eo amin’ny may izany ka hambaran’ny mpisorona fa maloto. Habokana izany. Jereo ny toko |