Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:24 - Baiboly Katolika

24 Raha misy olona main’ny afo amin’ny vatany, amin’ny hodiny, ka misy hodi-potsy na fotsy somary mena miseho amin’ny faritra main’ny afo, dia hozahan’ny mpisorona izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Raha misy main’ny afo eo amin’ny hoditra ka hita eo amin’ny may ny mifaritra fotsy mangirana sady mitera-mena,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 «Raha misy olona main’ny afo eo amin’ny hodiny ka iforonana pentina somary menamena na pentina fotsy mangirana eo amin’ny faritra may,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 «Raha misy olona main’ny afo eo amin’ny hodiny ka iforonana pentina somary menamena na pentina fotsy mangirana eo amin’ny faritra may,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary raha misy main’ny afo eo amin’ny hoditry ny nofo, ary hita ny may, fa mitarehin-kola-mena,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary raha misy main'ny afo eo amin'ny hoditry ny nofo, ary hita ny may, fa mitarehi-kola-mena,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Raha misy main’ny afo eo amin’ny hoditra ka hita eo amin’ny may ny mifaritra fotsy mangirana sady mitera-mena,

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:24
5 Rohy Ifampitohizana  

Ka ny zava-manitra hosoloana lo; ny fehikibo hosoloana mahazaka; ny volo mivona, hosoloana loha sola; ny akanjo vity malalaka, hosoloana lasàka; ny hatsaran-tarehy, hosoloana tomboka amin’ny afo.


Raha misy mamontsina fotsifotsy eo amin’ny hodiny, sady nanjary fotsy azon’izany ny volon-koditra ary nofo mihena velona no hita eo amin’ny mamontsina,


nefa misy mamontsina fotsy na fotsy somary mena, eo amin’ny faritra misy izany fery izany, dia hiseho amin’ny mpisorona izany olona izany. Hozahan’ny mpisorona izy.


Fa raha nijanona amin’izay nisy azy ihany kosa ilay hodi-potsy fa tsy nanitatra, dia hola-pery izany, ka holazain’ny mpisorona hoe madio izy.»


Raha nanjary fotsy ny volon-koditra eo amin’ilay hodi-potsy, sady toa lalina latsaka ambanin’ny hoditra izy, dia habokana izany; nipoitra avy amin’ny may izany, ka holazain’ny mpisorona hoe maloto izany olona izany, dia fery habokana izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra