Levitikosy 12:7 - Baiboly Katolika7 Ny mpisorona hanolotra izany eo anatrehan’i Iaveh ka hanao ny fanonerana ho azy, dia hadio amin’ny nandehanan’ny rany izy. Izany no lalàna momba ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary hanatitra izany eo anatrehan’NY TOMPO ny mpisorona ka hanao fanavotana ho an-dRavehivavy dia hadio tamin’ny fandehanan’ny rany izy. Izany no lalàna ny amin’ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Hatolory ny mpisorona eo anatrehan’ny TOMPO ireo sorona ireo, ary rehefa nataony tamin-dravehivavy ny fombam-pivavahana fanadiovana, dia hadio ny amin’ny ra very teo am-piterahana izy.» Ireo no fepetra momba ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Hatolory ny mpisorona eo anatrehan’ny TOMPO ireo sorona ireo, ary rehefa nataony tamin-dravehivavy ny fombam-pivavahana fanadiovana, dia hadio ny amin’ny ra very teo am-piterahana izy.» Ireo no fepetra momba ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary izy hanatitra izany eo anatrehan’i Jehovah ka hanao fanavotana ho an-dravehivavy, dia hadio tamin’ny fandehanan’ny rany izy. Izany no lalàna ny amin’ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary izy hanatitra izany eo anatrehan'i Jehovah ka hanao fanavotana ho an-dravehivavy, dia hadio tamin'ny fandehanan'ny ràny izy. Izany no lalàna ny amin'ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ary hanatitra izany eo anatrehan’NY TOMPO ny mpisorona ka hanao fanavotana ho an-dRavehivavy dia hadio tamin’ny fandehanan’ny rany izy. Izany no lalàna ny amin’ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Jereo ny toko |
Dia halàny daholo ny sabora toy ny fanalana ny saboran’ny zanak’ondry amin’ny sorom-pihavanana dia hodoran’ny mpisorona hanetona eo ambonin’ny ôtely, eo ambonin’ny sorona atao amin’ny afo, ho an’i Iaveh. Toy izany no hanaovan’ny mpisorona ny fanonerana ho an’izany olona izany noho ny ota nataony, dia ho voavela ny otany.