Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 10:18 - Baiboly Katolika

18 Ka indro izao fa ny ran’ny sorona tsy nentina tao anatin’ny fitoerana masina; ianareo koa, tokony ho nihinana azy, teo amin’ny toerana masina, araka ny nandidiako azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Indro, tsy nampidirina tao anatin’ny fitoerana masina ny rany, nefa tokony ho nohaninareo teo amin’ny fitoerana masina mihitsy izany, araka izay nandidiako.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

18 Ny ran’ilay biby natao sorona dia tsy nampidirina tao anatin’ny Toeramasina, ka tokony ho teo amin’ny faritra voatokana ho an’izany no nihinananareo ny henany, araka izay nandidiako anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ny ran’ilay biby natao sorona dia tsy nampidirina tao anatin’ny Toeramasina, ka tokony ho teo amin’ny faritra voatokana ho an’izany no nihinananareo ny henany, araka izay nandidiako anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Indro, ny rany tsy nampidirina tao anatin’ny fitoerana masina, koa tokony ho nihinana azy mihitsy teo amin’ny fitoerana masina hianareo, araka izay nandidiako.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Indro, ny ràny tsy nampidirina tao anatin'ny fitoerana masina, koa tokony ho nihinana azy mihitsy teo amin'ny fitoerana masina ianareo, araka izay nandidiako.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Indro, tsy nampidirina tao anatin’ny fitoerana masina ny rany, nefa tokony ho nohaninareo teo amin’ny fitoerana masina mihitsy izany, araka izay nandidiako.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 10:18
4 Rohy Ifampitohizana  

Toy izany koa no hihinanany izay nanaovana ny fanoneram-pahotana tamin’ny nanokanana azy sy nanamasinana azy; tsy hisy olon-kafa hihinana amin’izany, satria zava-masina izany.


Izay mpisorona hanolotra ny sorona noho ny ota no hihinana azy, ka ho eo amin’ny toerana masina, amin’ny kianjan’ny trano lay fihaonana no hihinanana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra