Levitikosy 10:15 - Baiboly Katolika15 Hoentin’izy ireo ho fanampin’ny sabora voatokana hodorana amin’ny afo, ny feny avahana sy ny tratrany ahevaheva, mba hahevaheva eo anatrehan’i Iaveh; dia ho anjaranao sy ny zanakao izany, noho ny lalàna tsy tapaka araka ny didin’i Iaveh.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ny feny nalaina avy tamin’ny fanatitra sy ny tratrany natao fanatitra asandratra mbamin’ny jaborany izay fanatitra levonina amin’ny afo dia hoentiny mba hatao fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO. Ho anao sy ny zanakao koa ireo, ho anjaranareo maharitra, araka izay nandidian’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Ny feny izay navahana manokana sy ny tratrany izay nahevaheva no fomba fanolorana azy dia entin’ny Israelita miaraka amin’ny tavin-kena izay hodorana amin’ny afo. Hahevaheva eo anatrehan’ny TOMPO ireo didin-kena ireo; avy eo dia ho anao sy ny zanakao. Anjara raikitra ho anareo hatrany hatrany ireo, araka ny baikon’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ny feny izay navahana manokana sy ny tratrany izay nahevaheva no fomba fanolorana azy dia entin’ny Israelita miaraka amin’ny tavin-kena izay hodorana amin’ny afo. Hahevaheva eo anatrehan’ny TOMPO ireo didin-kena ireo; avy eo dia ho anao sy ny zanakao. Anjara raikitra ho anareo hatrany hatrany ireo, araka ny baikon’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ny sorony asandratra sy ny tratrany ahevaheva mbamin’ny saborany izay fanatitra atao amin’ny afo dia ho entiny mba hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Jehovah; dia ho anao sy ny zanakao koa ireo, ho anjaranareo mandrakizay, araka izay nandidian’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ny sorony asandratra sy ny tratrany ahevaheva mbamin'ny saborany izay fanatitra atao amin'ny afo dia ho entiny mba hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah; dia ho anao sy ny zanakao koa ireo, ho anjaranareo mandrakizay, araka izay nandidian'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Ny feny nalaina avy tamin’ny fanatitra sy ny tratrany natao fanatitra asandratra mbamin’ny jaborany izay fanatitra levonina amin’ny afo dia hoentiny mba hatao fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO. Ho anao sy ny zanakao koa ireo, ho anjaranareo maharitra, araka izay nandidian’NY TOMPO. Jereo ny toko |